Teny iditra andihizam > andihizana (dihy)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra 
1Azo andihizana avokoa izy rehetra. [2.245]
2Ny fanambadiana andihizana am-boalohany, fa itomaniana ao am-parany. [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andihizana, andihizako, andihizanao, andihizany, andihizantsika, andihizanay, andihizanareo, andihizan', andihizan-, andihizam-, andihiza-
Ny lasa : nandihizana, nandihizako, nandihizanao, nandihizany, nandihizantsika, nandihizanay, nandihizanareo, nandihizan', nandihizan-, nandihizam-, nandihiza-
Ny hoavy : handihizana, handihizako, handihizanao, handihizany, handihizantsika, handihizanay, handihizanareo, handihizan', handihizan-, handihizam-, handihiza-
Filaza mandidy : andihizo
Ohabolana