Teny iditra angadimondro > angady mondro
Singan-teny angady ; mondro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Angady efa ela niasana ka bory kely sisa mijanona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ angadimondro ] A worn-out spade blade [1.2]
 The stump of a worn-out spade [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le moignon d 'une bêche usée [1.8]
Ohatra Ary raha rnampandoa angady mondro ny andriamanjaka, dia manatitra izahay. [2.48]
Tovy hevitra mondron' angady
Ohabolana