Teny iditra angany > anka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voronandrano mitovitovy amin' ny ganagana fa kelikely kokoa ary mena ny vavany [1.1]
  [Sihanaka] Ganagana dia [1.78]
Fanazavàna teny anglisy The name of a species of wild duck. Anas Melleri, Sclat. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Canard sauvage [1.54]
Anarana siantifika Anas melleri
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Teny iditra angany > angana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny sisa tavela na mijoro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui reste après une défaite, après une ruine
Action de se dédommager, de rentrer dans ses fonds [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra angany > angana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Volon-doko manga antitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Indigo [1.3]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Teny iditra angany > angana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Blue silk or thread [1.2]

Teny iditra angany > angana
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy See tsangana [1.2]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra angany > anga-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe angatra
Kamban-teny 

Teny iditra angany > anga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahosana, fahakanosana [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra angany > anga
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] An expletive, expressive of desire or wish. See enga, anie. [1.2]

Fivaditsoratra 

Teny iditra angany > angatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Partiality [1.2, 1.7]
 Unfair dealing, unfair judgement
Also false praise, flattery. [1.2]
 Unfairness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Partialité, préférences [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra angany > angatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Lolo, avelo, fanahy [1.78]
  [Tanala] Matoatoa na lolo [1.78]
 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Ambiroa [2.165]
Fanazavàna teny anglisy Spirit, ghost, demon. [1.2]
 A ghost [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fantôme [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  lolo ~ matoatoa
Ohabolana 

Teny iditra angany > angatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
 Karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
 Gonorrhea [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  akohofotsy ~ ambaniana ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania

Teny iditra angany > angatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] maivana [1.78]
Tovy hevitra miangatra

Fivaditsoratra