Teny iditra antambon > antambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Fambara loza, loza [1.78]
  [Sihanaka, Tanala] Loza [1.78]
 Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany
Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2]
 A calamity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Malheur, calamité [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra antambon > antambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra 