Teny iditra | aryfomba > arifomba | ||
Singan-teny | ary ; fomba | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [ ary fomba ] Tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy [1.1] | ||
Misy kojakoja rehetra'ilaina [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Tout confort [1.13] | ||
[ ary fomba ] Complet, qui a tout ce qu'il faut [1.5] | |||
Kamban-teny |
| ||