Teny iditra |
asao > asaoka
(saoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin' ny didy akanjo):
Soga voantondro telo no nasaoka ilay lohaka fa tery loatra [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
asaoka,
asaoko,
asaokao,
asaony,
asaotsika,
asaokay,
asaokareo,
asaok',
asao- |
Ny lasa : |
nasaoka,
nasaoko,
nasaokao,
nasaony,
nasaotsika,
nasaokay,
nasaokareo,
nasaok',
nasao- |
Ny hoavy : |
hasaoka,
hasaoko,
hasaokao,
hasaony,
hasaotsika,
hasaokay,
hasaokareo,
hasaok',
hasao- |
Filaza mandidy : |
asaohy |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
asao > asaina
(asa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain' iza re itỳ antsy itỳ no nanjary naranitra aoka izany e! [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be tilled, to be wrought. [1.2]
|
| To be tilled, to be worked [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on cultive; qu'on travaille [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
asaina,
asaiko,
asainao,
asainy,
asaintsika,
asainay,
asainareo,
asain',
asain-,
asaim-,
asai- |
Ny lasa : |
nasaina,
nasaiko,
nasainao,
nasainy,
nasaintsika,
nasainay,
nasainareo,
nasain',
nasain-,
nasaim-,
nasai- |
Ny hoavy : |
hasaina,
hasaiko,
hasainao,
hasainy,
hasaintsika,
hasainay,
hasainareo,
hasain',
hasain-,
hasaim-,
hasai- |
Filaza mandidy : |
asao |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
asao > asaina
(asa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Angantahina ho tonga amin' ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain' idadabe nisakafo tany aminy izahay tamin' ny taom-baovao Didiana, omena teny: Nasain' ny fanjakana nanao lalana ny fokonolona Tarihina, tao-mina, amporisihina: Nasainy nanaja ny mpiray monina ny zanany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be invited to a feast, etc.; to be bidden, to be commanded to do something. [1.2]
|
| To be invited [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on invite [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
asaina,
asaiko,
asainao,
asainy,
asaintsika,
asainay,
asainareo,
asain',
asain-,
asaim-,
asai- |
Ny lasa : |
nasaina,
nasaiko,
nasainao,
nasainy,
nasaintsika,
nasainay,
nasainareo,
nasain',
nasain-,
nasaim-,
nasai- |
Ny hoavy : |
hasaina,
hasaiko,
hasainao,
hasainy,
hasaintsika,
hasainay,
hasainareo,
hasain',
hasain-,
hasaim-,
hasai- |
Filaza mandidy : |
asao |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
asao > asaina
(asa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny anglisy | To be sharpened, to be whetted, to be pointed. [1.2]
|
| To be sharpened [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on aiguise [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
asaina,
asaiko,
asainao,
asainy,
asaintsika,
asainay,
asainareo,
asain',
asain-,
asaim-,
asai- |
Ny lasa : |
nasaina,
nasaiko,
nasainao,
nasainy,
nasaintsika,
nasainay,
nasainareo,
nasain',
nasain-,
nasaim-,
nasai- |
Ny hoavy : |
hasaina,
hasaiko,
hasainao,
hasainy,
hasaintsika,
hasainay,
hasainareo,
hasain',
hasain-,
hasaim-,
hasai- |
Filaza mandidy : |
asao |
|
|