Teny iditra | ataoma | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Ny ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenanjavatra izay mizara roa: ny tenany, ary ny hery roa manodidina azy atao hoe "neutron" sy "proton". Misy tenan' ataoman-javatra sasantsasany izay rehefa misaratsaraka dia manan-kery faran' izay mafy, ka nampiasain' ny manam-pahaizana hanaovana ireo atao hoe baomba ataomika, baomba manan-kery tsy hita noanoa [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Simia | |
Ny fihaviany | Frantsay: atome. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |