Teny iditra |
balala > valala
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | Innombrable [1.3]
|
| Se disait de ce qui est innombrable [2.415]
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
|
Teny iditra |
balala > valala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibikely lava tanana, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A grasshopper, a locust [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sauterelle, criquet [1.8]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|