Teny iditra bibidia > biby dia (biby, dia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Biby tsy voatanan' ny olombelona ka mivelona any an' ala any [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [ bibidia ] a wild animal [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay [ bibidia ] animal sauvage [Hallanger 1974]
 [ bibidia ] fauve [SLP 1986]