Teny iditra Celosia
Sokajin-teny anarana
 Celosia argentea : anandasoa, mamiratsy
Celosia cristata : sangasanga, sangasanganakoholahy
Celosia trigyna : ananakondro, kiananotsy, kimasakopanoko, masakopanoka, masintombo
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/13