Teny iditra Colocasia
Sokajin-teny anarana
 Colocasia antiquorum : anantsaonjo
Colocasia esculenta : barara, horirika, hoririny, sahomamy, sahomavo, sahombia, sahonga, sahongoaka, sahono, saoña, saonasaona, saonjofotsy, saonjohary, saonjohoririka, saonjokira, saonjomamy, saonjomanga, saonjondramandady, saonjondrano, saonjoramandady, saonjorano, saonjorika, sohono, taho, taho, taro, tazo
Colocasia indica : sahombia, saonjobia
Colocasia sp. : horirika
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/13