Teny iditra | didin > didy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A cut A command [1.2, 1.7] | |||||||||||||||
An order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Coupe, incision Commandement [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny didy io | |||||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely Aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||

Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] mamo [1.78] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | didin > Didy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |||||||||||||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |||||||||||||||
Fangi-bolantany | -18.1166667, 48.5333333 | |||||||||||||||