Teny iditra | didymananjara > didimananjara | |
Singan-teny | didy ; manan-jara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana:
Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany: Mitondra akanjo didimananjara Ramavo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ didy manan-jara ] A method of cutting out women's garments [1.2] | |
Ohatra | Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy.
[2.472] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |