Teny iditra dohavy > lohavy (loha, vy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Soratra mivaingana vita amin' ny metaly, fampiasa amin' ny prfnty [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy printer's type [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay caractères [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay caractère
¶ lohavin'asa madinika: caractère de travaux de ville
¶ lohavin'asa maharitra: caractère de labeur
¶ lohavin-tsipika manify kambana: double maigre filet [SLP 1986]
Voambolana