Teny iditra | drofy > rofy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Faty, fahoriana [1.78] | |||
Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Illness, ill health [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Maladie, malaise [1.54] | |||
Maladie chronique, mauvaise santé [1.8] | ||||
Ohatra | amin' ny rofy sy fahosana mahazo anao!
[2.470] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rofy io | |||
Fivaditsoratra | firo, fory, rofy |