Teny iditra dronono > ronono
Singan-teny ro ; nono
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ro, sauce.] milk [1.2]
 Milk [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lait [1.8]
Ohatra 
1Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470]
2Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Lahatsoratra