Teny iditra | eran > erà | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Amont [1.3] | |||||||||||||||
Voambolana | Toerana | |||||||||||||||
Tovy hevitra | ira | |||||||||||||||
Tohi-kevitra | ava | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | eran > era | |||||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Filazana [1.78] | |||||||||||||||
[Bara] Fifanarahana [1.78] | ||||||||||||||||
Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Consent, permission [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Permission [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3] | ||||||||||||||||
Action de demander la permission [1.8] | ||||||||||||||||
[Taisaka] Avis [1.82] | ||||||||||||||||

Fanazavàna teny anglisy | Fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | are, erà, rea |

Teny iditra | eran > erana (era) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | eran > erana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza:
-- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy; -- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo; -- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko; -- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A full measure [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mesure pleine; ce qui est possible [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | eran > erana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Harim-bilany, molaly [1.78] | ||||||||
Teny iditra | eran > eraña | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | erana [1.13] | ||||||||
Teny iditra | eran > erana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Espace [1.13] | ||||||||
Voambolana | Matematika: alijebra | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | eran > erana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang).
Nom de divers
cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture.
Ce sont notamment :
[Betsimisaraka, Tanosy] Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. Cyperus latifolius var. solidifolius (Boeckeler) Cherm.; Cyperus dives Delile (Cyperaceae) . Voir aussi herana. [1.196] | ||||||||
Anarana siantifika | Cyperus dives, Cyperus latifolius var. herana, Cyperus latifolius var. solidifolius | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||