Teny iditra fahafainganany > fahafainganana (faingana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1]
Tovy hevitra hafaingana ~ hafainganana