Teny iditra fanindroa > fanindroany (indroa (roa))
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy [ fanindroa ] [1.75]
Fanazavàna teny frantsay [ fanindroa ] Pour la deuxième fois [1.3]
Ohatra 
1Misioaka fanindroany ny lohamasinina. [2.470]
2Tokony ho nikorisa fahefatr' adiny izahay, dia niato fanindroany indray. [2.471]
3Nitefoka koa fanindroany, fanintelony. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : fanindroa, fanindroany
Kamban-teny 

Fivaditsoratra