Teny iditra fihodin > fihodina (hodina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de tourner [1.3]
Ohatra Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana. [2.471]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 