Teny iditra |
fizaram > fizarana
(zara)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitantanana: Fizarana lova Fitokotokoana: Fizaran' ny tafika ho antokony telo Fisampanana: Eto no fizaran' ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Distribution; a part of something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de partager; une division, un chapitre [1.8]
|
| Adaptation, familiarisation, entraînement; distribution, division, rubrique [1.13]
|
Ohatra |
1 | Misy fizarana firy io tantara io?
[2.314]
|
2 | indrindra ny fizarana ny tanimbary.
[2.508]
|
3 | Hisy manko fizarana loka amin' io andro io.
[2.356]
|
|
Kamban-teny |
|
|