Teny iditra | fo lavanan' andro (fo, lava, andro) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | lolompo lalim-paka ary maharitra [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | [ fo lavanan-andro ] Constant anger [Richardson 1885] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |