Teny iditra haloa > aloa (loa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo
Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be vomited; to be paid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on vomit; qu'on paie [1.8]
Ohatra 
1Aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236]
2Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aloa, aloako, aloanao, aloany, aloantsika, aloanay, aloanareo, aloan', aloan-, aloam-
Ny lasa : naloa, naloako, naloanao, naloany, naloantsika, naloanay, naloanareo, naloan', naloan-, naloam-
Ny hoavy : haloa, haloako, haloanao, haloany, haloantsika, haloanay, haloanareo, haloan', haloan-, haloam-
Filaza mandidy : aloavy
Kamban-teny 

Teny iditra haloa > aloa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Moka [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra aloe

Fivaditsoratra 

Teny iditra haloa > aloaka (loaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mandoaka: Homamanta no naloakany itỳ hazo itỳ [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aloaka, aloako, aloakao, aloany, aloatsika, aloakay, aloakareo, aloak', aloa-
Ny lasa : naloaka, naloako, naloakao, naloany, naloatsika, naloakay, naloakareo, naloak', naloa-
Ny hoavy : haloaka, haloako, haloakao, haloany, haloatsika, haloakay, haloakareo, haloak', haloa-
Filaza mandidy : aloahy
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra haloa > aloatra (loatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite [1.3]
Ohatra Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aloatra, aloatro, aloatrao, aloany, aloatsika, aloatray, aloatrareo, aloatr', aloa-, aloatry
Ny lasa : naloatra, naloatro, naloatrao, naloany, naloatsika, naloatray, naloatrareo, naloatr', naloa-, naloatry
Ny hoavy : haloatra, haloatro, haloatrao, haloany, haloatsika, haloatray, haloatrareo, haloatr', haloa-, haloatry
Filaza mandidy : aloary

Fivaditsoratra