Teny iditra | hiram > hirana | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana Hirika na loaka idiran' ny fahazavana Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A glimmer of light [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | hirangirana | |||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||
Teny iditra | hiram > hiraña | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. [1.78] | |||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |||||||||
Teny iditra | hiram > hirana | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Anaran-gidro [1.78] | |||||||||
Tovy hevitra | hira | |||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Gidro | |||||||||
Fivaditsoratra | harina, hirana, rahany, rahina, rihana |
Teny iditra | hiram > mira | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Tanosy] mitovy [1.78] | |||||||||
[Provincial] Mitovy: 3 ampiana 4 mira 7 [1.1] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Identique, égal [1.13] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Teny iditra | hiram > mira | |||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Miray [1.78] | |||||||||
Teny iditra | hiram > mira | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tanosy] (peut-être du mot « myrrhe », malgachisé dans certaines traductions de la Bible). Canarium madagascariense subsp. obtusifolium (Scott-Elliot) Leenh. (Burseraceae). Arbre dont la résine parfumée est souvent utilisée comme encens dans les cérémonies religieuses. [1.196] | |||||||||
Anarana siantifika | Canarium madagascariense subsp. obtusifolium | |||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||
Teny iditra | hiram > Mira | |||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Myra [2.996] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Myre [2.996] | |||||||||
Voambolana | Soratra Masina | |||||||||
Tsipelina hafa | Myra | |||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Mira | |||||||||
Fivaditsoratra | mari, mary, mira, Myra, ramy, rima |
Teny iditra | hiram > hira | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Lalao, kilalao, hehy [1.78] | ||||||||||||
Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana) Hirahira: Hira andaniana andro. (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso) | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A song; music; play [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Chant [1.3, 1.8] | ||||||||||||
Airs, musique vocale Action de s'amuser avec des objets [1.3] | |||||||||||||
Musique; jeux [1.8] | |||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) ~ Feo | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hira io | ||||||||||||
Teny iditra | hiram > hira | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Anaran-gidro [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233] | ||||||||||||
Anarana siantifika | Lemur catta | ||||||||||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||||||||||||
Tovy hevitra | hirana | ||||||||||||
Renianarana | |||||||||||||
Anarana iray reny | |||||||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Gidro | ||||||||||||
Sary | |||||||||||||
Teny iditra | hiram > Hira | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Hirah [2.996] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Hira [2.996] | ||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Hira | ||||||||||||
Teny iditra | hiram > Hirà | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Zanak' i Aksesa [2.996] | ||||||||||||
Ira [2.996] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ira [2.996] | ||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||
Tsipelina hafa | Ira | ||||||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Hirà | ||||||||||||
Fivaditsoratra | hary, hira, riha |
Teny iditra | hiram > iràna (ira) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Foly eran' ny volotara na tolotra, izany hoe ireo tapaka bararata anodidinana ny landy voafoly ka izay mahafeno ny iray amin' ireny tapaka bararata ireny no atao hoe iràna [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | añary, anira, arina, iràna, raina, riana |
hiram | |||
|
|
hiram | |||
|
|