Teny iditra | hitsiny > hitsina | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | hintsina [1.1] | ||||||||
Teny iditra | hitsiny > hitsina (hitsy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles: Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite) [1.3] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | hitsina, tsihina, tsy nahy |
Teny iditra | hitsiny > hitsika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo mafy fanao tehina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Appellation botanique: Dalbergia louvilii [2.612] | |
(de hitsy : état de ce qui est droit ; on donne ce nom à des arbres réputés pour pousser très droits). Ce sont surtout :
[Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala] Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Nom cité anciennement par Chapel. (1803). Il est réputé pour protéger de la foudre (odi-varatra). On en fait aussi des cannes porte-bonheur. (taimoro) Dalbergia sp. (Fabaceae). Bois classé par le Centre Technique Forestier Tropical. Identifié à Dalbergia purpurascens Baill. (Fabaceae). Il fournit un très beau bois de coeur. D'après Descheemaeker, c'est la principale essence utilisée pour la sculpture des célèbres statuettes d'Ambositra Malheureusement, ce bois a été aussi utilisé pour des usages industriels : traverses de chemin de fer, ce qui a provoqué une diminution très sensible des sujets exploitables. Sous le nom de « hit sic » L'intérêt de cet arbre avait été signalé par L. A. Chapelier dans sa lettre du 16 Messidor An 12. Il signale l'emploi des copeaux frais de ce bois en teinturerie. C'est à tort que G. Fontoynont, dans son commentaire de la lettre de Chapel., Bull. Acad. Malg. 10, p. 316 (1912) considère cette espèce comme un Ebénier. Les Betsimisaraka du Sud prononcent souvent hisika. [1.196] | ||
Anarana siantifika | Dalbergia purpurascens, Rhodocolea telfairiae | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Tovy hevitra | andramena ~ volombodipona | |
Mpanahaka | hitsikitsika | |
Fivaditsoratra | hitsaky, hitsika, tsihika |
Teny iditra | hitsiny > hitsy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Lohateny | ||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Teny iditra | hitsiny > hitsy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fijoroana mahitsy [1.78] | |||||||||||||||
Teny iditra | hitsiny > hitsy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Droite [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Matematika: rafitsary | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | hitsiny > hitsy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Karazan-kazo fanaovan-trano [1.78] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [1.196] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Rhodocolea telfairiae | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hitsy, tsihy |