Teny iditra homam > homana (hana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio
Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io
Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [1.8]
Ohatra Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : homana, homako, homanao, homany, homantsika, homanay, homanareo, homan', homan-, homam-, homa-
Ny lasa : homana, homako, homanao, homany, homantsika, homanay, homanareo, homan', homan-, homam-, homa-
Ny hoavy : ho homana, ho homako, ho homanao, ho homany, ho homantsika, ho homanay, ho homanareo, ho homan', ho homan-, ho homam-, ho homa-
Kamban-teny 
Mpanahaka  hanina ~ hinana
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

homam   
Homama
Homam [2.996]

homam   
Homama
Homam [2.996]