Teny iditra |
itsy
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Famaritana malagasy | Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | that, not very close (in sight) [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | celui-là, pas bien loin (visible) [Hallanger 1974]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
itsy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao [Rajemisa 1985]
|
|