Teny iditra kafa > kafana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandavana amim-pahatezerana na amin' alahelo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (duplicatif kafankafana plus usité) Paroles réitérées de refus, cris de colère [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra kafankafana

Teny iditra kafa > kafana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Tout à fait sec. [1.19]

Fivaditsoratra 

Teny iditra kafa > hafàna (fana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [1.1]
 Tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Température [1.13]
Tovy hevitra mari-pana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra kafa > hafa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho
Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Different [1.2, 1.7]
 Another [1.2]
 Other [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Autre; différent [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Misy fomba hafa va? [2.270]
2Aza manao hira hafa; [2.59]
3Saingy ny hafa tsy izany. [2.285]
Haiendriteny 
Tsotra : hafa, -kafa
Sampanteny 
Kamban-teny 
Zanakanarana Fianakaviana hafa kely (Nivondrahona)
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra kafa > kafatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanosy] (de fatra : la mesure) Cardiophyllariopsis perrieri Capuron ined. (Sapindaceae). Le bois servait à tailler des mesures pour le riz. [1.196]

Fivaditsoratra