Teny iditra karena > harena (hary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola na zavatra ananana betsaka, vokatry ny asa natao; ny noharina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Riches, property [1.2, 1.7]
 Wealth, opulence. Often pronounce hariana. See hary. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Richesse [1.3, 1.8, 1.5]
 Fortune [1.3, 1.5]
 Opulence, biens [1.3]
 Propriété [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : harena, harenako, harenanao, harenany, harenantsika, harenanay, harenanareo, harenan', harenan-
Tovonana : -karena, -karenako, -karenanao, -karenany, -karenantsika, -karenanay, -karenanareo, -karenan', -karenan-
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra