Teny iditra |
kitron > kitro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. [1.1]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kitron > kitro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly [1.1]
|
| Faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A hoof [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sabot des animaux [1.3, 1.19, 1.8]
|
| Sabot [1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kitron > kitro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A callus or corn [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Callosité [1.3]
|
| Tartre des dents [1.3]
|
| Durillon [1.54]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kitron > kitro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Angady kely [1.78]
|
| [Bara]
Angady tonta, angady montro [1.78]
|
| [Tanosy]
Lefona [1.78]
|
|
Teny iditra |
kitron > kitro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Zafindohalika [1.78]