Teny iditra kodina > hodina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A turning around [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tournoiement [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra