Teny iditra maitso antitra (maitso, antitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay vert foncé, brun, gros vert [Abinal 1888]
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko
Ohatra Lomotra : Zava-maniry maitso antitra mifaroradroratra izay hita matetika eny amin' ny rano mihandrona [Rabemolaly: Fary]

2019/08/17