Teny iditra malazo molotra (malazo, molotra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza olona voan' ny hakiviana noho ny fahadisoam-panantenana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   décontenancé (littéralement: dont les [...] gaina) [tohiny Rajemisa: Vakoka]

2016/03/28