Teny iditra mameloma > mamelona (velona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatongaho velona; manome aina: Ny fanahy no mamelona ny vatana
Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fony kely
Mampaneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao?
Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no vao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay novakina izy io tao. [1.1]
 Manome sakafo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To animate; to supply with the necessities of life, to support [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Animer [1.3, 1.8, 1.5]
 Nourrir [1.3, 1.13, 1.5]
 Entretenir [1.3, 1.8, 1.13]
 Ranimer; faire vivre [1.3, 1.8]
 Donner la vie [1.3, 1.13]
 Vivifier, remettre en vigueur [1.3]
 Allumer, mettre en marche [1.5]
 Sonner [1.3, 1.5]
Ohatra 
1ny fanahy ihany no mamelona ny vatana (c’est l’âme qui anime le corps) [1.3]
2Andriamanitra no mamelona ny olona rehetra (c’est de Dieu que dépend la vie des hommes, c’est Dieu qui nourrit les hommes) [1.3]
3ny hafanan’ ny masoandro no mamelona ny zava-maniry (la chaleur du soleil vivifie les plantes) [1.3]
4Idada no saina sy rivotra mamelona antsika! [2.499]
5Mandritra izany fotoana rehetra izany, izy koa no mitarika sy mamelona ny resaka. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamelona, mamelon-, mamelom-, mamelo-
Ny lasa : namelona, namelon-, namelom-, namelo-
Ny hoavy : hamelona, hamelon-, hamelom-, hamelo-
Filaza mandidy : mameloma
Kamban-teny 
Ohabolana