Teny iditra | mandryakeky > mandry akaiky | |
Singan-teny | mandry ; akaiky | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miala mandry nefa tsy lavitra ny tranon' ny tena (avy amin' ny ohabolana hoe: Mandry akaiky ohatra ny menaka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To make short stages on a journey, and then remain for the night. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ mandry akeky ] Dormir hors de chez soi mais tout près comme les rôdeurs; faire une petite étape [1.3] | |
Fivaditsoratra | kira madinika, mandry akaiky |