Teny iditra marain > maraina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fizaran' ny andro hatramin' ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan' ny mitataovovonana: Amin' ny folo maraina izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Morning [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Matin [1.8]
Ohatra 
1Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324]
2Mitohy ny asabotsy maraina ny fihinanan' izy mianakavy hena; [2.470]
3Tamin' ny telo maraina izahay dia nanangan-day hody. [2.471]
4Isa-maraina, ny isam-pianakaviana, samy nanary ny fatim-boalavo hitany avy. [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 