Teny iditra mazava loha (zava, loha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ilazana ny omby na ondry misy fotsy ny handriny [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy used of a sheep with a white face [Richardson 1885]
Fandikana frantsay qui a une étoile ou tache blanche sur le front [Abinal 1888]
  [Tankarana] zava [David 1952 (takila Z)]
Teny mitovy hevitra zava

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31