Teny iditra mibanaka (banàka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra amin' ny mibanabana (tsarovy ny fitovizan-kevitry ny teny verindroa sy ny teny tsotra niaviany mitovana ka/tra/na, mivilavila sy mivilana) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibanaka
Ny lasa : nibanaka
Ny hoavy : hibanaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20