Teny iditra midiniha > midinika (dinika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra
Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To converse secretly, to talk over affairs minutely and singly [1.2]
 To examine something together, to counsel together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Examiner ensemble, prendre conseil ensemble: [1.8]
Ohatra Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midinika
Ny lasa : nidinika
Ny hoavy : hidinika
Filaza mandidy : midiniha