Teny iditra mihadyvodyrindrina > mihady vodirindrina
Singan-teny mihady ; vodirindrina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandoaka ny rindrina ambany mba hidirana ao antrano hangalarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ mihady vody rindrina ] To break into a house by undermining or cutting through the wall. [1.2]