Teny iditra |
mitalapetraha > mitalapetraka
(talapetraka (petraka))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mipetraka atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry ny tongotra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Same as mipetraka
[1.2]
|
| To sit crosslegged [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | S'asseoir en croisant les jambes [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitalapetraka |
Ny lasa : |
nitalapetraka |
Ny hoavy : |
hitalapetraka |
Filaza mandidy : |
mitalapetraha |
|
Ohabolana |
|