Teny iditra | mitanin > mitañy (tañy) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Sihanaka] Mitomany [1.78] | |
Fivaditsoratra | mainty, manity, mitañy |
Teny iditra | mitanin > mitanina (tanina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mipetraka mitodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Sady mitanina afo izahay fahiny no nihaino an' Inenibe nanao angano Mitanina andro ny ankizy rehefa ririnina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To warm oneself [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se chauffer [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | mitanin > mitanìna (tanina) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanina | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Teny iditra | mitanin > mitanina | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano, Merina] (de tanina : action de chauffer, de courber au feu). Arbre indéterminé. Son bois est particulièrement apprécié pour la confection des roues et autres pièces de charronnerie. [1.196] | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Fivaditsoratra | main-tany, mitanina, tamiñañy |