Teny iditra | nahazo > ahazona (hazona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mihazona, mitana: Itỳ faraingo itỳ ahazona ny vilany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahazona, anahazo, hoazana, ohazana |
Teny iditra | nahazo > mahazo (azo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin' io raharaha io Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin' ny nalehako tany Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo itỳ trondro gasy ity? Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory izay novakiny izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana. [1.2] | ||||||||
To get, to acquire; to understand [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Gagner, obtenir; comprendre [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mahazo io | ||||||||
Fivaditsoratra | ahazona, anahazo, hoazana, ohazana |