Teny iditra nanangana > ananganana (angana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Telopolo andro raha ela indrindra, aorian' ny fitsipa-hana ny fangataham-pitokisana, no ananganana ny Governemanta vaovao. [2.114]
2Nino ary mbola mino ny olona maro fa tsy maintsy ananganana tsangambato ny maty mba hananany "zara tokotany" ka tsy hivezivezeny any rehetra any. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ananganana, ananganako, anangananao, ananganany, ananganantsika, anangananay, anangananareo, ananganan', ananganan-, ananganam-, anangana-
Ny lasa : nananganana, nananganako, nanangananao, nananganany, nananganantsika, nanangananay, nanangananareo, nananganan', nananganan-, nananganam-, nanangana-
Ny hoavy : hananganana, hananganako, hanangananao, hananganany, hananganantsika, hanangananay, hanangananareo, hananganan', hananganan-, hananganam-, hanangana-
Filaza mandidy : anangano
Ohabolana 

Teny iditra nanangana > ananganana (tsangana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ananganana, ananganako, anangananao, ananganany, ananganantsika, anangananay, anangananareo, ananganan', ananganan-, ananganam-, anangana-
Ny lasa : nananganana, nananganako, nanangananao, nananganany, nananganantsika, nanangananay, nanangananareo, nananganan', nananganan-, nananganam-, nanangana-
Ny hoavy : hananganana, hananganako, hanangananao, hananganany, hananganantsika, hanangananay, hanangananareo, hananganan', hananganan-, hananganam-, hanangana-
Filaza mandidy : anangano

Teny iditra nanangana > manangana (tsangana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana
Mampijoro, manorina: Manangan-trano
Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina
Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manangana
Ny lasa : nanangana
Ny hoavy : hanangana
Filaza mandidy : mananna
Kamban-teny 

Teny iditra nanangana > manangana (angana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra nanangana > manangana (angana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To lift up the head [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra nanangana > manangana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] mijanona [1.78]

Teny iditra nanangana > mananna (tsangana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangana [fitanisana]

Fivaditsoratra