Teny iditra nisehoan > isehoana (seho)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ireny no isehoana fa tsy mena-mitaha amin' ny hafa akory ny tena. [2.445]
2noho izany dia mamonjy ny feo hafa azony isehoana kokoa izy, raha ambanimbany sy tsotsotra loatra ny paritra misy azy. [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isehoana, isehoako, isehoanao, isehoany, isehoantsika, isehoanay, isehoanareo, isehoan', isehoan-, isehoam-, isehoa-
Ny lasa : nisehoana, nisehoako, nisehoanao, nisehoany, nisehoantsika, nisehoanay, nisehoanareo, nisehoan', nisehoan-, nisehoam-, nisehoa-
Ny hoavy : hisehoana, hisehoako, hisehoanao, hisehoany, hisehoantsika, hisehoanay, hisehoanareo, hisehoan', hisehoan-, hisehoam-, hisehoa-
Filaza mandidy : isehoy
Kamban-teny 
Ohabolana