Teny iditra nitady > mitady (tady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita
Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To seek, to look for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chercher [1.8]
Ohatra 
1Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470]
2Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitady
Ny lasa : nitady
Ny hoavy : hitady
Filaza mandidy : mitadiava
Tovy hevitra mangirika ~ miharana ~ mikaroka ~ mikatsaka ~ mizaha
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra nitady > mitady (tady)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vita tady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Twisted [1.2]

Fivaditsoratra