Teny iditra | nobonoraka > bonoraka (boraka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voaboraka, borahina, vahana: Nobonoraka ny entany ka inona no tao hoy ianao ? Vato kely Aposaka, ambara, aseho: Nobonorany tamiko ny tao am-pony [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [passive with infix] [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a défait, déballé, manifesté [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voaboraka | ||||||
Fivaditsoratra | bokarano, bonoraka, ranoboka |