Teny iditra |
oye > o-i-e
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hira na antsoantsom-pifaliana ataon' ny ankizy rehefa manao harendrina amin' ny Fandroana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A sound made in shouting at something, or when a thief, etc. is being chased. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ oy e ] Cris d'allégresse poussé par les enfants durant l'illumination du fandroana
[1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
oye > oie
|
Sokajin-teny | anarana (vavy)
|
Fanazavàna teny malagasy | Vorombe, gisa (figuré) olona ketrina, olona tonendrina, olona mitandrantandrana, bakakan'olona [1.4]
|
| Gisa, vorombe [1.5]
|
Sary |
|
|