Teny iditra Physena
Sokajin-teny anarana
 Physena madagascariensis : falinandro, fanavimangoka, mangidy, mangily, raisaonjo, ramangaoka, ramangoka, ramirepitra, rasahonjo, resaonjo, sany, sararisoa, tanatanapotsy, tangentoloho, tsarasoa, voaranto, voaronty, zanaharimanatrika
Physena sessiliflora : fandriandambo
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/13