Teny iditra piga > figana (gana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra voakapoka mafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La manière de retentir [1.3]

Fivaditsoratra 

Teny iditra piga > figaka (gaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fanenon'ny ganagana [1.1]
Voambolana 

Teny iditra piga > figaka (gaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fisotro toaka [1.1]

Fivaditsoratra